John 12:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria noho ny aminy no nialan’ny maro tamin’ny Jiosy ka ninoany an’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria noho izy, dia maro ny olona niala tamin’ny Jody ka nino an’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria noho izy dia maro ny Jiosy niala tamin-dry zareo ka nino an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
satria izy no nialan'ny maro tamin'ny Jiosy ka ninoany an'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria noho ny aminy no nialan’ny maro tamin’ny Jiosy ka ninoany an’i Jesosy.
malagasy
satria izy no nialan'ny maro tamin'ny Jiosy ka ninoany an'i Jesosy.