John 12:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ampitson’iny ny vahoaka betsaka, izay tonga ho amin’ny andro firavoravoana, rehefa nahare fa hankany Jerosalema Jesosy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso, dia ren’ny vahoaka be izay tonga hanao ny fety fa ho avy ao Jerosalema i Jesoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitson’iny, dia ren’ny vahoaka maro izay tonga hankalaza ny Paska fa ho avy ao Jerosalema i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitson'iny ny vahoaka betsaka, izay tonga ho amin'ny andro firavoravoana, rehefa nahare fa hankany Jerosalema Jesosy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ampitson’iny ny vahoaka betsaka, izay tonga ho amin’ny andro firavoravoana, rehefa nahare fa hankany Jerosalema Jesosy,
malagasy
Ary nony ampitson'iny ny vahoaka betsaka, izay tonga ho amin'ny andro firavoravoana, rehefa nahare fa hankany Jerosalema Jesosy,