John 12:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia naka sampan-drofia ka nivoaka hitsena Azy sady niantso hoe: Hosana! Isaorana anie ny Mpanjakan’ny Israely, Ilay avy amin’ny anaran’NY TOMPO (Sal 118.26).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka naka sampan-drofia izy, dia nitsena Azy sy niantso hoe: «Hôzàna, hohasoavina anie Ilay avy, amin’ny Anaran’ny Tompo, sy Mpanjakan’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naka sampan-drofia izy ireo, ka niainga hitsena Azy sady niantsoantso hoe: –Dera anie ho an’Andriamanitra! Hombàm-pitahiana amin’ny anaran’ny Tompo anie Ilay avy, ilay Mpanjakan’i Israely!
Malagasy Bible 1865
dia naka sampan-drofia ka nivoaka hitsena Azy sady niantso hoe: Hosana! Isaorana anie ny Mpanjakan'ny Isiraely, Ilay avy amin'ny anaran'i Jehovah (Sal. 118, 26).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia naka sampan-drofia ka nivoaka hitsena Azy sady niantso hoe: Hosana*! Isaorana anie ny Mpanjakan’ny Israely, Ilay avy amin’ny anaran’NY TOMPO (Sal 118.26).
malagasy
dia naka sampan-drofia ka nivoaka hitsena Azy sady niantso hoe: Hosana! Isaorana anie ny Mpanjakan'ny Isiraely, Ilay avy amin'ny anaran'i Jehovah (Sal. 118, 26).