John 12:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nahita zana-boriky iray, dia nitaingina azy, araka ny voasoratra hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jesoa nahita zana-boriky anankiray, dia nitaingina azy, araka ny voasoratra hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa kosa nahita zana-boriky anankiray, ka nitaingina azy, araka ny voalazan’ny Soratra Masina hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nahita zana-boriky anankiray, dia nitaingina azy, araka ny voasoratra hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nahita zana-boriky iray, dia nitaingina azy, araka ny voasoratra hoe:
malagasy
Ary Jesosy nahita zana-boriky anankiray, dia nitaingina azy, araka ny voasoratra hoe: