John 12:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Aza matahotra, ry Ziona zanakavavy; indro, avy ny Mpanjakanao mitaingina zana-boriky» (Zak 9.9).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza matahotra, ry zanakavavin’i Siôna; Indro avy ny Mpanjakanao mitaingina zana-boriky.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza matahotra, ry mponina ao Tsiôna! Indro fa tonga ny Mpanjakanareo mitaingina zana-boriky!»
Malagasy Bible 1865
Aza matahotra, ry Ziona zanakavavy; indro, avy ny Mpanjakanao mitaingina zana-boriky (Zak. 9. 9).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Aza matahotra, ry Ziona* zanakavavy; indro, avy ny Mpanjakanao mitaingina zana-boriky» (Zak 9.9).
malagasy
Aza matahotra, ry Ziona zanakavavy; indro, avy ny Mpanjakanao mitaingina zana-boriky (Zak. 9. 9).