John 12:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanambara Azy ny vahoaka izay teo Aminy, fony Izy niantso an’i Lazarosy hivoaka avy tao amin’ny fasana ka nanangana azy tamin’ny maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nanambara Azy ny vahoaka izay nanatrika ny fiantsoany an’i Lazara hivoaka tamin’ny fasana sy ny nananganany azy ho velona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vavolombelona manambara an’i Jesoa ny vahoaka izay niaraka taminy fony Izy niantso an’i Lazara hiala tao am-pasana sy nanangana azy ho velona avy any amin’ny maty.
Malagasy Bible 1865
Ary nanambara Azy ny vahoaka izay teny aminy, fony Izy niantso an'i Lazarosy hivoaka tamin'ny fasana ka nanangana azy tamin'ny maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanambara Azy ny vahoaka izay teo Aminy, fony Izy niantso an’i Lazarosy hivoaka avy tao amin’ny fasana ka nanangana azy tamin’ny maty.
malagasy
Ary nanambara Azy ny vahoaka izay teny aminy, fony Izy niantso an'i Lazarosy hivoaka tamin'ny fasana ka nanangana azy tamin'ny maty.