John 12:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany koa no nitsenan’ny vahoaka Azy satria efa reny fa nanao ilay famantarana iny Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ny nandrenesan’ny vahoaka be ny nanaovany an’izany fahagagana izany indrindra no niaviany hitsena Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany koa no nitsenan’ny vahoaka azy: efa ren’izy ireo manko ny nanaovan’i Jesoa izany famantarana izany.
Malagasy Bible 1865
Ary izany koa no nitsenan'ny vahoaka Azy, satria efa reny fa nanao izany famantarana izany Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany koa no nitsenan’ny vahoaka Azy satria efa reny fa nanao ilay famantarana iny Izy.
malagasy
Ary izany koa no nitsenan'ny vahoaka Azy, satria efa reny fa nanao izany famantarana izany Izy.