John 12:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’izany ny Fariseo dia nifampilaza hoe: Hitanareo fa tsy mahefa na inona na inona akory ianareo; indro, lasa manaraka Azy avokoa izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia vaky ny Farisianina nifampilaza hoe: «Hitanareo fa tsy mahomby ianareo; indro fa mirohotra manaraka Azy avokoa izao tontolo izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny Farisianina dia nifampilaza hoe: –Hitanareo fa tsy mahefa na inona na inona ianareo! Jereo fa lasa manaraka Azy avokoa izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany ny Fariseo dia nifampilaza hoe: Hitanareo fa tsy mahefa na inona na inona akory ianareo; indro, efa lasa manaraka Azy avokoa izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’izany ny Fariseo* dia nifampilaza hoe: Hitanareo fa tsy mahefa na inona na inona akory ianareo; indro, lasa manaraka Azy avokoa izao tontolo izao.
malagasy
Ary tamin'izany ny Fariseo dia nifampilaza hoe: Hitanareo fa tsy mahefa na inona na inona akory ianareo; indro, efa lasa manaraka Azy avokoa izao tontolo izao.