John 12:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao fanasana ho an’i Jesosy tao izy ireo; i Marta no nanompo; fa i Lazarosy no iray tamin’izay niara-nipetraka nihinana taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanaovan’ny tao nahandro Izy, ka i Marta nampihinana, i Lazara isan’izay niara-nihinana taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanaovan’ny tao fanasana Izy; ary i Marta no nandroso sakafo, fa i Lazara kosa isan’izay niara-nihinana tamin’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Dia nanao fanasana ho an'i Jesosy tao izy; ary Marta no nanompo; fa Lazarosy no anankiray tamin'izay niara-nipetraka nihinana taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao fanasana ho an’i Jesosy tao izy ireo; i Marta no nanompo; fa i Lazarosy no iray tamin’izay niara-nipetraka nihinana taminy.
malagasy
Dia nanao fanasana ho an'i Jesosy tao izy; ary Marta no nanompo; fa Lazarosy no anankiray tamin'izay niara-nipetraka nihinana taminy.