John 12:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy Grika ny sasany tamin’ireo niakatra hivavaka tamin’ny andro firavoravoana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy Jentily sasany anisan’izay niakatra hivavaka tamin’ny andro fety,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy Grika vitsivitsy anisan’izay niakatra tao Jerosalema hivavaka mandritra ny fankalazana.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy Grika sasany tamin'izay niakatra hivavaka tamin'ny andro firavoravoana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy Grika ny sasany tamin’ireo niakatra hivavaka tamin’ny andro firavoravoana,
malagasy
Ary nisy Grika sasany tamin'izay niakatra hivavaka tamin'ny andro firavoravoana,