John 12:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary izy ireo dia nankany amin’i Filipo avy any Betsaida any Galilia, dia nangataka taminy hoe: Tompoko, mba ta hahita an’i Jesosy izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanatona an’i Filipo, izay avy tany Betsaidan’i Galilea, ka nihanta taminy nanao hoe: «Tompoko, mba te hahita an’i Jesoa izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nohatonin’ireo i Filipo, izay avy any Betsaidà tanànan’i Galilea, ka nanaovany fangatahana hoe: –Mba te hahita an’i Jesoa izahay, tompoko!
Malagasy Bible 1865
ary izy ireo nankany amin'i Filipo avy any Betsaida any Galilia, dia nangataka taminy ka nanao hoe: Tompoko, mba ta-hahita an'i Jesosy izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary izy ireo dia nankany amin’i Filipo avy any Betsaida any Galilia, dia nangataka taminy hoe: Tompoko, mba ta hahita an’i Jesosy izahay.
malagasy
ary izy ireo nankany amin'i Filipo avy any Betsaida any Galilia, dia nangataka taminy ka nanao hoe: Tompoko, mba ta-hahita an'i Jesosy izahay.