John 12:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa nilaza tamin’i Andrea i Filipo; avy eo kosa dia lasa nilaza tamin’i Jesosy i Andrea sy i Filipo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa i Filipo nilaza tamin’i Andre ka dia i Andre sy i Filipo no niara-nilaza tamin’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa i Filipo nilaza tamin’i Andrea; ary i Andrea sy i Filipo no lasa nilaza tamin’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa Filipo nilaza tamin'i Andrea; ary Andrea sy Filipo lasa nilaza tamin'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa nilaza tamin’i Andrea i Filipo; avy eo kosa dia lasa nilaza tamin’i Jesosy i Andrea sy i Filipo.
malagasy
Dia lasa Filipo nilaza tamin'i Andrea; ary Andrea sy Filipo lasa nilaza tamin'i Jesosy.