John 12:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy: Tonga ny fotoanandro hankalazana ny Zanak’Olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary namaly azy i Jesoa, ka nanao hoe: «Tonga ny fotoana hanomezam-boninahitra ny Zanak’olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa tamin’izy roa lahy: –Tonga ny fotoanandro hanomezam-boninahitra ny Zanak’olona.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly azy hoe: Tonga ny fotoana hankalazana ny Zanak'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy: Tonga ny fotoanandro hankalazana ny Zanak’Olona*.
malagasy
Ary Jesosy namaly azy hoe: Tonga ny fotoana hankalazana ny Zanak'olona.