John 12:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ray ô, mankalazà ny anaranao. Dia nisy feo avy tany an-danitra hoe: Efa nankalaza Azy Aho ary mbola hankalaza Azy indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raiko ô, omeo voninahitra ny Anaranao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ray ô, omeo voninahitra ny anaranao! Tamin’izay dia nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: –Efa nomeko voninahitra ny anarako ary mbola homeko voninahitra indray.
Malagasy Bible 1865
Ray ô, mankalazà ny anaranao. Dia nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Efa nankalaza azy Aho, ary hankalaza azy indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ray ô, mankalazà ny anaranao. Dia nisy feo avy tany an-danitra hoe: Efa nankalaza Azy Aho ary mbola hankalaza Azy indray.
malagasy
Ray ô, mankalazà ny anaranao. Dia nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Efa nankalaza azy Aho, ary hankalaza azy indray.