John 12:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny vahoaka izay nijoro teo ka nahare dia niteny hoe: Kotrokorana izany. Hoy ny sasany: Anjely no niteny Taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: «Efa nomeko voninahitra Izy,» ary nahare izany ny vahoaka izay teo, dia nanao hoe: «Kotro-baratra izany,» fa hoy kosa ny sasany hoe: «Anjely niteny taminy izay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vahoaka izay teo ka nahare, dia nanao hoe: –Kotro-baratra izany! Fa hoy ny sasany: – Anjely no niteny taminy!
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka izay nitsangana teo ka nahare dia nanao hoe: Kotrokorana izany. Hoy ny sasany: Anjely no niteny taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny vahoaka izay nijoro teo ka nahare dia niteny hoe: Kotrokorana izany. Hoy ny sasany: Anjely no niteny Taminy.
malagasy
Ary ny vahoaka izay nitsangana teo ka nahare dia nanao hoe: Kotrokorana izany. Hoy ny sasany: Anjely no niteny taminy.