John 12:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy hoe: Tsy noho ny Amiko no nahatongavan’izany feo izany fa noho ny aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa hoe: «Tsy ho Ahy izany feo izany, fa ho anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa kosa nilaza hoe: –Tsy ho Ahy no nahatongavan’izany feo izany fa ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly ka nanao hoe: Tsy noho Izaho no nahatongavan'izany feo izany, fa noho ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy hoe: Tsy noho ny Amiko no nahatongavan’izany feo izany fa noho ny aminareo.
malagasy
Jesosy namaly ka nanao hoe: Tsy noho Izaho no nahatongavan'izany feo izany, fa noho ianareo.