John 12:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga ankehitriny ny fitsarana izao tontolo izao; ankehitriny ny andrianan’izao tontolo izao dia horoahina any ivelany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ankehitriny dia tonga ny fitsarana an’izao tontolo izao; ankehitriny ny mpanapaka an’izao tontolo izao no horoahina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny no hanamelohana an’ izao tontolo izao; ankehitriny no handroahana ny filohan’izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
Tonga ankehitriny ny fitsarana izao tontolo izao; ankehitriny ny andrianan'izao tontolo izao no horoahina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga ankehitriny ny fitsarana izao tontolo izao; ankehitriny ny andrianan’izao tontolo izao dia horoahina any ivelany.
malagasy
Tonga ankehitriny ny fitsarana izao tontolo izao; ankehitriny ny andrianan'izao tontolo izao no horoahina.