John 12:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izaho rehefa hasandratra hiala amin’ny tany dia hitaona ny olona rehetra hanatona Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Izaho rehefa tafasandratra hiala amin’ny tany, dia hitarika ny olona rehetra hanatona Ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary Izaho, rehefa voasandratra avy eo amin’ny tany, dia hitaona ny olona rehetra hanatona Ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary Izaho, raha asandratra hiala amin'ny tany, dia hitaona ny olona rehetra hanatona Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izaho rehefa hasandratra hiala amin’ny tany dia hitaona ny olona rehetra hanatona Ahy.
malagasy
Ary Izaho, raha asandratra hiala amin'ny tany, dia hitaona ny olona rehetra hanatona Ahy.