John 12:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no nolazainy mba hanambarana ny fomban’ny fahafatesana izay efa hiaretany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
(Ny nolazainy tamin’izany dia ny karazam-pahafatesana tokony hahafatesany).
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny nolazain’i Jesoa tamin’izany dia ny karazam-pahafatesana efa hihatra aminy.
Malagasy Bible 1865
Izany no nolazainy hanambara izay fahafatesana efa hiaretany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no nolazainy mba hanambarana ny fomban’ny fahafatesana izay efa hiaretany.
malagasy
Izany no nolazainy hanambara izay fahafatesana efa hiaretany.