John 12:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia efa nanao ireo famantarana betsaka ireo teo anatrehany aza Izy dia tsy mba nino Azy izy ireo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na dia betsaka aza ny fahagagana nataony teo imason’izy ireo, dia tsy nino Azy izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia betsaka aza ny famantarana nataony teo anatrehan-dry zareo, dia tsy ninoan’ireo Izy;
Malagasy Bible 1865
Nefa na dia efa nanao izany famantarana betsaka izany teo anatrehany aza Izy, dia tsy mba nino Azy ireo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia efa nanao ireo famantarana betsaka ireo teo anatrehany aza Izy dia tsy mba nino Azy izy ireo
malagasy
Nefa na dia efa nanao izany famantarana betsaka izany teo anatrehany aza Izy, dia tsy mba nino Azy ireo,