John 12:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hahatanteraka ny teny nataon’Isaia mpaminany hoe: «Tompoko, iza no nino ny teny nampitondraina anay? Ary iza no nampisehoana ny sandrin’NY TOMPO?» (Isa 53.1)
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hahatanteraka ny tenin’i Izaia mpaminany manao hoe: «Tompo ô, iza moa no nino izay teny nampilazaina anay, ary zovy no nampisehoana ny sandrin’ny Tompo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hany ka tanteraka ny tenin’i Isaià mpaminany hoe: «Tompo ô, iza no nino ny hafatra nambaranay? Ary iza no nampisehoana ny herin’ny Tompo?»
Malagasy Bible 1865
mba hahatanteraka ny teny nataon'Isaia mpaminany hoe: Tompoko, iza no nino ny teny nampitondraina anay? Ary iza no nampisehoana ny sandrin'i Jehovah? (Isa. 53. 1.)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hahatanteraka ny teny nataon’Isaia mpaminany hoe: «Tompoko, iza no nino ny teny nampitondraina anay? Ary iza no nampisehoana ny sandrin’NY TOMPO?» (Isa 53.1)
malagasy
mba hahatanteraka ny teny nataon'Isaia mpaminany hoe: Tompoko, iza no nino ny teny nampitondraina anay? Ary iza no nampisehoana ny sandrin'i Jehovah? (Isa. 53. 1.)