John 12:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Jodasy iskariota, iray tamin’ny mpianany, dia ilay efa hamadika Azy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay hoy i Jodasy IsKariota, anankiray tamin’ny mpianany, ilay efa hamadika Azy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jodasy Iskariôta, anankiray tamin’ny mpianatr’i Jesoa, ilay efa hanolotra Azy:
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jodasy Iskariota, anankiray tamin'ny mpianany, ilay efa hamadika Azy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Jodasy iskariota, iray tamin’ny mpianany, dia ilay efa hamadika Azy:
malagasy
Ary hoy Jodasy Iskariota, anankiray tamin'ny mpianany, ilay efa hamadika Azy: