John 12:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Efa nanajamba ny masony sy nanamafy ny fony Izy mba tsy hahita ny masony na hahalala ny fony, dia tsy hibebaka izy ka tsy hahasitrana azy Aho» (Isa 6.10).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Efa nohajambainy ny masony, ary nohamafisiny ny fony, fandrao mahita ny masony ka hahafantatra ny fony, dia hibebaka izy, ka sao sitraniko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Andriamanitra efa nanajamba ny mason’ireo sy nanamafy ny fony; hany ka ny masony tsy hahita, ny fony tsy hahafantatra, ary tsy hiverina amiko ireo mba hositraniko, hoy Andriamanitra.»
Malagasy Bible 1865
Efa nanajamba ny masony sy nanamafy ny fony Izy, Mba tsy hahita ny masony, na hahalala ny fony, Dia tsy hibebaka izy, Ka tsy hahasitrana azy Aho (Isa. 6. 10).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Efa nanajamba ny masony sy nanamafy ny fony Izy mba tsy hahita ny masony na hahalala ny fony, dia tsy hibebaka izy ka tsy hahasitrana azy Aho» (Isa 6.10).
malagasy
Efa nanajamba ny masony sy nanamafy ny fony Izy, Mba tsy hahita ny masony, na hahalala ny fony, Dia tsy hibebaka izy, Ka tsy hahasitrana azy Aho (Isa. 6. 10).