John 12:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany teny izany no nolazain’Isaia satria nahita ny voninahiny izy ka nilaza Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Izaia no nilaza izany dia nahita ny voninahitry ny Tompo izy, ka nanambara Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Isaià no nilaza izany, dia satria nahita mialoha ny voninahitra hananan’i Jesoa izy sy niteny momba Azy.
Malagasy Bible 1865
Izany teny izany no nolazain'Isaia, satria nahita ny voninahiny izy ka nilaza Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany teny izany no nolazain’Isaia satria nahita ny voninahiny izy ka nilaza Azy.
malagasy
Izany teny izany no nolazain'Isaia, satria nahita ny voninahiny izy ka nilaza Azy.