John 12:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa aleon’izy ireo voninahitra avy amin’ny olona toy izay ny voninahitra avy amin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria naleony ny voninahitra avy amin’ny olona toy izay ny voninahitra avy amin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria tiany kokoa ny voninahitra avy amin’ny olombelona noho ny voninahitra avy amin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa tia ny voninahitra avy amin'ny olona izy ireo, fa tsy ny voninahitra avy amin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa aleon’izy ireo voninahitra avy amin’ny olona toy izay ny voninahitra avy amin’Andriamanitra.
malagasy
Fa tia ny voninahitra avy amin'ny olona izy ireo, fa tsy ny voninahitra avy amin'Andriamanitra.