John 12:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy niantso hoe: Izay mino Ahy dia tsy Izaho no inoany fa izay naniraka Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niantso i Jesoa nanao hoe: «Izay mino Ahy, dia tsy Izaho no inoany, fa Izay naniraka Ahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa kosa niantso mafy hoe: –Izay mino Ahy, dia tsy Izaho ihany no inoany fa Ilay naniraka Ahy;
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy niantso ka nanao hoe: Izay mino Ahy, dia tsy Izaho no inoany, fa Izay naniraka Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy niantso hoe: Izay mino Ahy dia tsy Izaho no inoany fa izay naniraka Ahy.
malagasy
Ary Jesosy niantso ka nanao hoe: Izay mino Ahy, dia tsy Izaho no inoany, fa Izay naniraka Ahy.