John 12:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay mahita Ahy dia mahita izay naniraka Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary izay mahita Ahy, dia mahita Izay naniraka Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary izay mahita Ahy, dia mahita Ilay naniraka Ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary izay mahita Ahy dia mahita Izay naniraka Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay mahita Ahy dia mahita izay naniraka Ahy.
malagasy
Ary izay mahita Ahy dia mahita Izay naniraka Ahy.