John 12:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho tonga amin’izao tontolo izao ho fahazavana mba tsy hitoetra ao amin’ny maizina izay rehetra mino Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga amin’izao tontolo izao ho fahazavana Aho, mba tsy hitoetra ao anatin’ny maizina izay rehetra mino Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho, ilay fahazavana, dia tonga amin’izao tontolo izao, mba tsy hitoetra ao anatin’ny haizina izay rehetra mino Ahy.
Malagasy Bible 1865
Izaho tonga amin'izao tontolo izao ho fahazavana, mba tsy hitoetra ao amin'ny maizina izay rehetra mino Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho tonga amin’izao tontolo izao ho fahazavana mba tsy hitoetra ao amin’ny maizina izay rehetra mino Ahy.
malagasy
Izaho tonga amin'izao tontolo izao ho fahazavana, mba tsy hitoetra ao amin'ny maizina izay rehetra mino Ahy.