John 12:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy mandre ny teniko ka tsy mitandrina izany, Izaho tsy mitsara azy; fa tsy tonga hitsara izao tontolo izao Aho fa hamonjy izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha misy mandre ny teniko, ka tsy mitandrina azy, dia tsy mitsara azy Aho; satria tsy hitsara izao tontolo izao no nahatongavako fa hamonjy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy mandre ny teniko ka tsy mitandrina ireny, dia tsy manameloka azy Aho; satria tsy hanameloka an’izao tontolo izao no nahatongavako, fa hamonjy an’ izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy mandre ny teniko ka tsy mitandrina, Izaho tsy mitsara azy; fa tsy tonga hitsara izao tontolo izao Aho, fa hamonjy izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy mandre ny teniko ka tsy mitandrina izany, Izaho tsy mitsara azy; fa tsy tonga hitsara izao tontolo izao Aho fa hamonjy izao tontolo izao.
malagasy
Ary raha misy mandre ny teniko ka tsy mitandrina, Izaho tsy mitsara azy; fa tsy tonga hitsara izao tontolo izao Aho, fa hamonjy izao tontolo izao.