John 12:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mandà Ahy ka tsy mandray ny teniko dia manana izay mitsara azy: Ny teny izay nolazaiko, izany ihany no hitsara azy amin’ny andro farany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay manamavo Ahy ka tsy mandray ny teniko, misy izay hitsara azy: dia ny teny voalazako no hitsara azy amin’ny farandro,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay manamavo Ahy ka tsy mandray ny teniko, dia manana izay manameloka azy: ny teny izay nambarako ihany no hanameloka azy amin’ny andro farany;
Malagasy Bible 1865
Izay manda Ahy ka tsy mandray ny teniko, dia manana izay mitsara azy: ny teny izay nolazaiko, izany ihany no hitsara azy amin'ny andro farany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mandà Ahy ka tsy mandray ny teniko dia manana izay mitsara azy: Ny teny izay nolazaiko, izany ihany no hitsara azy amin’ny andro farany,
malagasy
Izay manda Ahy ka tsy mandray ny teniko, dia manana izay mitsara azy: ny teny izay nolazaiko, izany ihany no hitsara azy amin'ny andro farany,