John 12:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria Izaho tsy niteny amin’ny fahefan’ny tenako, fa ny Ray izay naniraka Ahy, Izy no nandidy Ahy ny amin’izay holazaiko sy izay hambarako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy niteny ho Ahy Aho, fa ny Ray izay naniraka Ahy no nandidy izay tsy maintsy lazaiko sy ampianariko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria tsy avy amin’ny tenako no nanaovako fanambaràna, fa ny Ray Izay naniraka Ahy no nandidy izay holazaiko sy hambarako.
Malagasy Bible 1865
satria Izaho tsy niteny ho Ahy, fa ny Ray Izay naniraka Ahy, Izy no nandidy Ahy izay holazaiko sy izay hotoriko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria Izaho tsy niteny amin’ny fahefan’ny tenako, fa ny Ray izay naniraka Ahy, Izy no nandidy Ahy ny amin’izay holazaiko sy izay hambarako.
malagasy
satria Izaho tsy niteny ho Ahy, fa ny Ray Izay naniraka Ahy, Izy no nandidy Ahy izay holazaiko sy izay hotoriko.Ary fantatro fa fiainana mandrakizay ny didiny; koa izay lazaiko dia lazaiko araka izay nolazain'ny Ray tamiko.