John 12:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana io menaka io no tsy namidy denaria telonjato ka nomena ny mahantra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tsy naleo re namidy denie telon-jato iny diloilo manitra iny ka nomena ny mahantra?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Nahoana iny ilomanitra iny no tsy namidy denàry telonjato homena ny mahantra?
Malagasy Bible 1865
Nahoana io menaka io no tsy namidy denaria telon-jato ka nomena ny malahelo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana io menaka io no tsy namidy denaria* telonjato ka nomena ny mahantra?
malagasy
Nahoana io menaka io no tsy namidy denaria telon-jato ka nomena ny malahelo?