John 12:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary fantatro fa fiainana mandrakizay ny didiny; koa izay lazaiko dia lazaiko araka izay nolazain’ny Ray Tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary fantatro fa ny didiny no fiainana mandrakizay. Koa ny zavatra lazaiko àry dia lazaiko araka ny voalazan’ny Ray tamiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatro fa ny didin’ny Ray no mitondra fiaina-maharitra mandrakizay. Koa ireo zavatra nambarako dia nambarako araka ny voalazan’ny Ray tamiko.
Malagasy Bible 1865
Ary fantatro fa fiainana mandrakizay ny didiny; koa izay lazaiko dia lazaiko araka izay nolazain'ny Ray tamiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary fantatro fa fiainana mandrakizay ny didiny; koa izay lazaiko dia lazaiko araka izay nolazain’ny Ray Tamiko.
malagasy
Ary fantatro fa fiainana mandrakizay ny didiny; koa izay lazaiko dia lazaiko araka izay nolazain'ny Ray tamiko.