John 12:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy: Avelao izy mba hotehiriziny ho amin’ny andro hanamboarany Ahy halevina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Jesoa taminy: «Avelao izy hanao, fa nitahiry izany ho amin’ny andro handevenana Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa: –Aoka re izy, ry Jodasy, fa ho fitsinjovana ny andro hamboarana Ahy halevina no anatontosany izany!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jesosy: Avelao izy, mba hotehiriziny ho amin'ny andro hanamboarany Ahy halevina io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy: Avelao izy mba hotehiriziny ho amin’ny andro hanamboarany Ahy halevina.
malagasy
Dia hoy Jesosy: Avelao izy, mba hotehiriziny ho amin'ny andro hanamboarany Ahy halevina io.