John 13:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa voasasany ny tongony dia nandray ny akanjony ivelany Izy ka nipetraka indray sady niteny taminy hoe: Fantatrareo va izay nataoko taminareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa voasasany ny tongotr’izy ireo, dia nandray ny lamba Izy, ka nipetraka indray, ary nanao taminy hoe: Moa fantatrareo va izay nataoko taminareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa voasasan’i Jesoa ny tongotr’ireo mpianany, dia nandray ny lambany Izy ary nipetraka indray; ka hoy Izy tamin’ny mpianany: –Azonareo ve izay nataoko taminareo?
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa voasasany ny tongony, dia nandray ny lambany Izy ka nipetraka indray, dia nanao taminy hoe: Fantatrareo va izay nataoko taminareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa voasasany ny tongony dia nandray ny akanjony ivelany Izy ka nipetraka indray sady niteny taminy hoe: Fantatrareo va izay nataoko taminareo?
malagasy
Ary rehefa voasasany ny tongony, dia nandray ny lambany Izy ka nipetraka indray, dia nanao taminy hoe: Fantatrareo va izay nataoko taminareo?