John 13:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fianarana no nomeko anareo mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria nomeko fianarana ianareo mba hanaovanareo toy ny nataoko taminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, nomeko fianarana ianareo mba hanaovanareo toy ny nataoko taminareo.
Malagasy Bible 1865
Fianarana no nomeko anareo, mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fianarana no nomeko anareo mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo.
malagasy
Fianarana no nomeko anareo, mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo.