John 13:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha fantatrareo izany dia sambatra ianareo raha manao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha fantatrareo izany, dia ho sambatra ianareo raha manao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha azonareo izany, dia sambatra ianareo raha manao izany.
Malagasy Bible 1865
Raha fantatrareo izany, dia sambatra ianareo, raha manao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha fantatrareo izany dia sambatra ianareo raha manao izany.
malagasy
Raha fantatrareo izany, dia sambatra ianareo, raha manao izany.