John 13:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatramin’izao dia milaza aminareo Aho, raha tsy mbola tonga izany mba hinoanareo rehefa tonga, fa Izaho no Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilazako izany ianareo ankehitriny dieny mbola tsy tanteraka izany, mba hinoanareo rehefa tanteraka fa Izaho Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dieny izao Aho no milaza aminareo alohan’ny hahatongavan’izany, mba hinoanareo rehefa tonga izany fa «Izaho no Ilay hatrizay ka ho mandrakizay.»
Malagasy Bible 1865
Hatramin'izao dia milaza aminareo Aho, raha tsy mbola tonga izany, mba hinoanareo, rehefa tonga, fa Izaho no Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatramin’izao dia milaza aminareo Aho, raha tsy mbola tonga izany mba hinoanareo rehefa tonga, fa Izaho no Izy.
malagasy
Hatramin'izao dia milaza aminareo Aho, raha tsy mbola tonga izany, mba hinoanareo, rehefa tonga, fa Izaho no Izy.