John 13:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola teo amin’ny fisakafoanana hariva izy ireo, ary i Jodasy iskariota, zanak’i Simona, dia efa nomen’ny devoly saina rahateo mba hamadika Azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mbola teo amin’ny fisakafoana hariva, i Jodasy IsKariota zanak’i Simôna moa efa nomen’ny devoly hevitra hamadika Azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo am-pisakafoana hariva tamin’izay i Jesoa mbamin’ny mpianany; ary efa nomen’ny devoly hevitra i Jodasy, zanakalahin’i Simôna Iskariôta, mba hanolotra an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola teo amin'ny fisakafoana hariva, ary Jodasy Iskariota, zanak'i Simona, efa nomen'ny devoly saina rahateo mba hamadika Azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola teo amin’ny fisakafoanana hariva izy ireo, ary i Jodasy iskariota, zanak’i Simona, dia efa nomen’ny devoly* saina rahateo mba hamadika Azy,
malagasy
Ary raha mbola teo amin'ny fisakafoana hariva, ary Jodasy Iskariota, zanak'i Simona, efa nomen'ny devoly saina rahateo mba hamadika Azy,