John 13:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nilaza izany Jesosy dia nangorohoro ny fanahiny ka nanambara Izy hoe: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa ny iray aminareo no hamadika Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa nilaza izany i Jesoa, nangorohoro ny fony, ka nanambara mazava Izy nanao hoe: «Lazaiko marina dia marina aminareo, fa hamadika Ahy ny anankiray aminareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy nilaza izany i Jesoa, dia nitebiteby ny fanahiny; ary nanambara Izy nanao hoe: –Lazaiko marina dia marina aminareo fa ny anankiray aminareo no hanolotra Ahy!
Malagasy Bible 1865
Rehefa nilaza izany Jesosy, dia nangorohoro ny fanahiny, ka nanambara hoe Izy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa ny anankiray aminareo no hamadika Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nilaza izany Jesosy dia nangorohoro ny fanahiny ka nanambara Izy hoe: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa ny iray aminareo no hamadika Ahy.
malagasy
Rehefa nilaza izany Jesosy, dia nangorohoro ny fanahiny, ka nanambara hoe Izy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa ny anankiray aminareo no hamadika Ahy.