John 13:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy mpianatra iray nipetraka nihinana teo anilan’i Jesosy, dia ilay tian’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny anankiray tamin’izy ireo, ilay tian’i Jesoa no teo anilany niankina tamin’ny tratrany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nipetraka nihinana teo anilan’i Jesoa ny anankiray tamin’ireo mpianatra, dia ilay tian’i Jesoa;
Malagasy Bible 1865
Ary nisy mpianatra anankiray nipetraka nihinana teo anilan'i Jesosy, dia ilay tian'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy mpianatra iray nipetraka nihinana teo anilan’i Jesosy, dia ilay tian’i Jesosy.
malagasy
Ary nisy mpianatra anankiray nipetraka nihinana teo anilan'i Jesosy, dia ilay tian'i Jesosy.