John 13:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola nipetraka tahaka izany izy dia niraika ho amin’ny tratran’i Jesosy ka niteny Taminy hoe: Tompoko, iza moa izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naraikany tamin’ny tratran’i Jesoa ny lohany, ka hoy izy taminy: «Iza moa izany, Tompoko?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nirona teo amin’ny tratran’i Jesoa ilay mpianatra ka nanontany Azy hoe: –Iza moa izany, ry Tompo?
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola nipetraka tahaka izany izy, dia niraika ho amin'ny tratran'i Jesosy ka nanao taminy hoe: Tompoko, iza moa izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola nipetraka tahaka izany izy dia niraika ho amin’ny tratran’i Jesosy ka niteny Taminy hoe: Tompoko, iza moa izany?
malagasy
Ary raha mbola nipetraka tahaka izany izy, dia niraika ho amin'ny tratran'i Jesosy ka nanao taminy hoe: Tompoko, iza moa izany?