John 13:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly Jesosy hoe: Ilay homeko ny sombi-mofo izay hatsoboko no izy. Ary rehefa natsobony ny sombi-mofo dia noraisiny ka nomeny an’i Jodasy, zanak’i Simona iskariota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa hoe: «Izay hotolorako sombi-mofo natsoboka tamin’ny ro no izy.» Dia natsobony ny mofo ka natolony an’i Jodasy IsKariota zanak’i Simôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Ilay homeko ny sombi-mofo izay hatsoboko anaty ro! Tamin’izay dia noraisin’i Jesoa ilay sombi-mofo natsobony tanaty ro, ka nomeny an’i Jodasy.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Jesosy ka nanao hoe: Ilay homeko ny sombin-kanina lemako no izy. Ary rehefa nolemany ny sombin-kanina, dia noraisiny ka nomeny an'i Jodasy, zanak'i Simona Iskariota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly Jesosy hoe: Ilay homeko ny sombi-mofo izay hatsoboko no izy. Ary rehefa natsobony ny sombi-mofo dia noraisiny ka nomeny an’i Jodasy, zanak’i Simona iskariota.
malagasy
Dia namaly Jesosy ka nanao hoe: Ilay homeko ny sombin-kanina lemako no izy. Ary rehefa nolemany ny sombin-kanina, dia noraisiny ka nomeny an'i Jodasy, zanak'i Simona Iskariota.