John 13:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany no nidiran’i Satana tao aminy, koa hoy Jesosy taminy: Izay ataonao dia ataovy haingana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vantany vao nihinana ilay sombi-mofo i Jodasy dia nidiran’ny demony, ka hoy i Jesoa taminy: «Ataovy haingana izay hataonao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nomena ilay sombi-mofo i Jodasy, dia nidiran’i Satàna; ka hoy i Jesoa taminy: –Ataovy faingana izay tianao hatao!
Malagasy Bible 1865
Ary manaraka izany no nidiran'i Satana tao aminy, ka hoy Jesosy taminy: Izay ataonao dia ataovy faingana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany no nidiran’i Satana tao aminy, koa hoy Jesosy taminy: Izay ataonao dia ataovy haingana.
malagasy
Ary manaraka izany no nidiran'i Satana tao aminy, ka hoy Jesosy taminy: Izay ataonao dia ataovy faingana.