John 13:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy nisy tamin’izay nipetraka nihinana no nahalala ny anton’ny nilazany izany taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy nahalala izay anton’ny nilazany izany taminy anefa ry zareo izay nipetraka nihinana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ireo nipetraka nihinana dia tsy nisy nahalala izay anton’ny nilazan’i Jesoa izany tamin’i Jodasy.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy nisy tamin'izay nipetraka nihinana nahalala ny anton'ny nilazany izany taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy nisy tamin’izay nipetraka nihinana no nahalala ny anton’ny nilazany izany taminy.
malagasy
Fa tsy nisy tamin'izay nipetraka nihinana nahalala ny anton'ny nilazany izany taminy.