John 13:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nandray ny sombi-mofo izy dia niala teo niaraka tamin’izay. Ary efa alina ny andro tamin’izay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nandray ilay sombi-mofo i Jodasy dia nivoaka niaraka tamin’izay. Efa alina ny andro tamin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nandray ilay sombi-mofo i Jodasy, dia nivoaka ny trano niaraka tamin’izay; ary efa alina ny andro.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nandray ny sombin-kanina izy, dia nivoaka niaraka tamin'izay; ary efa alina ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nandray ny sombi-mofo izy dia niala teo niaraka tamin’izay. Ary efa alina ny andro tamin’izay.
malagasy
Ary rehefa nandray ny sombin-kanina izy, dia nivoaka niaraka tamin'izay; ary efa alina ny andro.