John 13:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa tafavoaka izy dia hoy Jesosy: Ankehitriny dia efa ankalazaina ny Zanak’Olona; ary Andriamanitra no ankalazaina ao Aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa nivoaka izy, dia hoy i Jesoa: «Nomem-boninahitra izao ny Zanak’olona, ary Andriamanitra kosa no nomena voninahitra eo aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony efa nivoaka ny trano i Jodasy, dia hoy i Jesoa: –Ankehitriny dia efa omem-boninahitra ny Zanak’olona, ary Andriamanitra no omem-boninahitra eo aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izay, nony efa nivoaka izy, dia hoy Jesosy: Ankehitriny dia efa ankalazaina ny Zanak'olona; ary Andriamanitra no ankalazaina eo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa tafavoaka izy dia hoy Jesosy: Ankehitriny dia efa ankalazaina ny Zanak’Olona; ary Andriamanitra no ankalazaina ao Aminy.
malagasy
Ary tamin'izay, nony efa nivoaka izy, dia hoy Jesosy: Ankehitriny dia efa ankalazaina ny Zanak'olona; ary Andriamanitra no ankalazaina eo aminy.