John 13:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra hankalaza Azy amin’ny tenany; eny, hankalaza Azy miaraka amin’izay Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha Andriamanitra no nomem-boninahitra eo aminy, dia Andriamanitra kosa no hanome voninahitra Azy eo amin’ny Tenany sy hanome voninahitra Azy faingana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha Andriamanitra no omem-boninahitra eo amin’ny Zanak’olona, dia Andriamanitra koa no hanome voninahitra Azy eo amin’ny tenany ary hanome voninahitra azy raha afaka kelikely.
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra kosa hankalaza Azy amin'ny tenany; eny, hankalaza Azy miaraka amin'izay Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra hankalaza Azy amin’ny tenany; eny, hankalaza Azy miaraka amin’izay Izy.
malagasy
Ary Andriamanitra kosa hankalaza Azy amin'ny tenany; eny, hankalaza Azy miaraka amin'izay Izy.