John 13:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, vetivety foana no sisa hitoerako eto aminareo. Hitady Ahy ianareo, nefa araka ny voalazako tamin’ny Jiosy hoe: Izay alehako dia tsy ho azonareo aleha, dia toy izany koa no lazaiko aminareo ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Anaka, kely foana sisa hitoerako aminareo. Hitady Ahy ianareo, ary toy ny voalazako tamin’ny Jody hoe: Izay alehako tsy azonareo aleha no lazaiko aminareo koa ankehitriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vetivety foana sisa hitoerako eto aminareo, rey anaka; hitady Ahy ianareo ary toy ny voalazako tamin’ny Jiosy hoe: «Izay alehako tsy azonareo aleha », no lazaiko aminareo koa ankehitriny.
Malagasy Bible 1865
Anaka, vetivety foana no sisa hitoerako eto aminareo. Hitady Ahy ianareo, ary araka ny voalazako tamin'ny Jiosy hoe: Izay alehako tsy azonareo haleha, dia toy izany koa no lazaiko aminareo ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, vetivety foana no sisa hitoerako eto aminareo. Hitady Ahy ianareo, nefa araka ny voalazako tamin’ny Jiosy* hoe: Izay alehako dia tsy ho azonareo aleha, dia toy izany koa no lazaiko aminareo ankehitriny.
malagasy
Anaka, vetivety foana no sisa hitoerako eto aminareo. Hitady Ahy ianareo, ary araka ny voalazako tamin'ny Jiosy hoe: Izay alehako tsy azonareo haleha, dia toy izany koa no lazaiko aminareo ankehitriny.