John 13:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo raha mifankatia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, dia raha mifankatia ianareo.
Malagasy Bible 1865
Izany no hahafantaran'ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo raha mifankatia.
malagasy
Izany no hahafantaran'ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.